Endriny :
Vovoka
Karazany :
Vita eto an-toerana: B49, S17 ary vita Maorisiana
Fonosany :
Kitapo polypropylene 25 Kg fonosina ao anaty kitapo voatenona (Gony)
Dingana famokarana :
fanangonam-bokatra> fanapotserana (ahazoana ranom-pary)> fanivanana> fanadiovana> fanaovana azy ho matoy> ritina ny rano amin’ny alalan'ny fandrahoana azy
Antsoina hoe "SIRAMAMY TSY VOAODINA" izy io satria tsy nandalo fanodinana simika na nodiovina, ary mitazona ny sira mineraly rehetra ao anatin'ny fary: vy, "fluorine", sokay, maneziôma, vitamina ary asidra amine, izay mahatonga azy io ho sakafo manan-tsiro tsy manam-paharoa.