Skip to content

RCCE

Menu
  • PEJY FAMPIDIRANA
  • Ny momba anay
    • Ny tontolonay
    • Etika sy fanekena
  • Ny hetsika ataontsika
  • Vokatra
default-logo
Menu
  • Marika sy mpiara-miasa
  • Mifandraisa aminay
  • Miditra mambra
  • MG
    • FR
    • EN
Menu
  • MG
    • FR
    • EN
default-logo
Menu
  • PEJY FAMPIDIRANA
  • Ny momba anay
    • Ny tontolonay
    • Etika sy fanekena
  • Ny hetsika ataontsika
  • Vokatra
  • Marika sy mpiara-miasa
  • Mifandraisa aminay
  • Miditra mambra

Ny marika eto amintsika

Fambolena voajanahary
Ecocert Organic Standard (EOS)

Mifanaraka amin’ny masontsivana Eropeana ity marika ity, mandrara ny fampiasana ireo fanafody famonoana bibikely na zezika simika amin’ny vokatra efa nankatoavina. Antoky ny kalitao ho an’ny mpanjifa ity marika ity.

Ny ECOCERT no rafitra manome fankatoavana

Fairtrade Labelling Organizations (FLO)

Ity marika ity, ekena manerana izao tontolo izao, no antoka iray mahatsara kokoa ny vidin'ny vokatra, ny toe-piainana mendrika ary ny fifanarahana ara-drariny amin’ireo orinasa mpiara-miasa. Tantsaha sy mpiasa maherin'ny 1.7 tapitrisa avy amin’ny firenena 28 manerantany no efa mamapiasa io marika io ankehitriny.

Ny FLOCERT no rafitra manome fankatoavana.

Symbole des Producteurs Paysans (SPP)

Ity fanamarinana ara-barotra iraisam-pirenena izay noforonin’ny vondrona mpamokatra any Mexico ity, dia mampiroborobo ny vokatra avy amin’ny fambolen'ny tantsaha, ao anatin'ny varotra ara-drariny. Orinasa 24 no mivarotra vokatra misy marika SPP eran’izao tontolo izao ankehitriny.

Ny TERO no rafitra manome fankatoavana.

Ireo mpanome fankatoavana antsika

Ny mpiara-miasa amintsika

atsinanana
normandie
avsf
ethiquable
afd

Novolavolaina niaraka tamin’ny fanohanana ara-bola avy tamin’ny tetikasa AgriCoop ity tranonkala ity. Andraikitry ny RCCE manokana ny votoatiny, ary tsy voatery ahitana taratra ny fomba fijerin’ireo mpiara-miasa ao amin’ny tetikasa AgriCoop izy ity.

Menu
  • Ny tontolonay
  • Etika sy fanekena
  • Ny hetsika ataontsika
  • Vokatra
Menu
  • Marika sy mpiara-miasa
  • Mifandraisa aminay
  • Miditra mambra
  • Araho ny pejinay

© 2025 – RCCE Madagascar