IZA MOA ISIKA?
Ny tambajotran’ny kaoperativan’ny varotra ara-drariny (RCCE) dia tambajotra ahitana kaoperativa mandray anjara amin’ny varotra ara-drariny any amin’ny faritra Atsinanana sy faritra Analanjirofo, any amin’ny morontsiraka atsinanan’i Madagasikara.
Efa ho Mpikambana 1 700 no mizara ao anatin’ny koperativa dimy amin’izao fotoana izao, izay mandray anjara amin’ny fampivelarana ny vokatra toy ny: zavamanitra, siramamy mbola tsy voaodina, voankazo, menaka manitra ary asa-tanana.
Kaoperativa
MITSINJO
Kaoperativa
FANOHANA
Kaoperativa
PAACO
Kaoperativa
KOVAPAMMINA
Fikambanan'ny Kaoperativa
MAGNEVA ANTSIGNANAGNA
Miditra ao anatin'ny
tambajotra