Ny tantarantsika
Fanombohana atrikasa niarahana tamin'ny kaoperativa hafa: fandinihana ny sehatry ny fikambanan’ny tantsaha mahakasika ny varotra ara-drariny any amin’ny faritra Atsinanana
Atrikasa fifanakalozan-kevitra niarahana tamin'ny ANCESM (National Association of Fair Trade and Solidarity of Madagascar)
Hetsika nankalazana ny andiany voalohany amin'ny Andro Natokana ho an'ny Varotra Ara-Drariny (JCE)
Fampiofanana ny koperativa nataon’ny ANCESM sy ny FFFMM (Fifampiofanana Fanabeazana Fikolokoloana ho Malagasy Mahomby) momba ny fiainana iarahana amin'ny hafa sy ny varotra ara-drariny
Natsangana ara-dalàna ny RCCE:
Tambajotran’ireo kaoperativan'ny varotra ara-drariny.
Miisa 5 ny kaoperativa mpikambana: FANOHANA, MITSINJO, KOVAPAMMINA, PAACO & Union des coopératives MAGNEVA ATSIGNANAGNA
Fanokafana ny tetikasa AgriCoop ho fanohanana ireo kaoperativa (Tetikasa tohanan’ny Agence Française du Développement, ny SCOP Ethiquable, ny fiaraha-miasa itsinjaram-pahefana eo amin’ny faritra Atsinanana sy Normandy ary napetraky ny ONG AVSF)
Andro manokana ho an’ny varotra ara-drariny andiany faha-6
Fanokafana ny tranonkala RCCE