Kaoperativa
FANOHANA
Slogan :
“ Vokatra tsara mahazo vola ”
- Noforonina nanomboka tamin'ny 2008
- Mpikambana : mpamokatra miisa 551
- Itendro Sahavola, 509 Fénérive-Est
- Vokatra: zavamanitra sy voankazo
Hetsika ara-tsosialy sy tontolo iainana :
- Mandray anjara amin’ny fanatsarana ny fari-piainan’ny mpikambana
- Mampiroborobo ny fitantanana mangarahara atao amin’ny fananana iombonana
- Mamolavola hetsika fanamafisana ny fiaraha-monina sy ny tontolo iainana
- Mametraka fifandraisana ara-drariny amin’ny mpiara-miasa