Singa fototra ao anatiny :
Cineol 1,8 (kininina) [50 - 60%]
Sabinene [10 - 18%]
Alpha Terpineol [5 hatramin’ny 11%]
Fonosana azo atao :
Am-bifotsy 25Kg / Barika 250Kg
Fomba ahazoana azy :
Menaka manitra azo amin'ny alalan'ny fampangotrahana ny ravina Ravintsara, Cinnamomum Camphora, Lauracées, hampisarahana ny menaka sy ny rano