Singa fototra ao anatiny :
Ar-tumerone: 10 - 40%.
Beta- tumerone: 15 - 30%Alpha-tumerone: 10 - 20%.
Alpha-phellandrene: 5 - 14%.
Zingibirene : 2 – 4%
Fonosana azo atao :
Am-bifotsy 25Kg / Barika 250Kg
Fomba ahazoana azy :
Menaka manitra azo amin'ny alalan'ny fampangotrahana ny tahobe, hampisarahana ny menaka sy ny rano