Endriny :
lavanila efa voakarakara, tangozany mbola tsy vaky
Lanjany :
eo ho eo amin'ny 3 hatramin’ny 3.5 grama
Halavany :
14 sm (farafahakeliny)
Vanilline ao anatin'ny :
1.6 hatramin’ny 2.4%
Fonosany :
Baoritra 25Kg (miaraka amin’ny taratasy vita amin'ny "paraffine")
(Mifanaraka amin’ny fenitra Eropeana: 2006/142 / EC sy 2000/13 / EC)
Dingana famokarana :
fanangonam-bokatra> fanasokajiana> fampandalovana azy anaty rano mangotraka> fanidiana azy ao anaty toerana iray misy hafanana tsy miovaova> fanamainana> fanasokajiana> famonosana> fandanjana