Singa fototra ao anatiny :
Eugenol (75 - 87%)
Eugenyl acetate (6 - 15%)
Beta-Caryophyllene (2 hatramin’ny 7%)
Fonosana azo atao :
Am-bifotsy 25Kg / Barika 250Kg
Fomba ahazoana azy :
Menaka manitra azo amin'ny alalan'ny fampangotrahana ny jirofo, hampisarahana ny menaka sy ny rano