Tamotamo

Endriny : tamotamo maina, voatetika na vovony Fonosany : Kitapo polypropylene 30Kg ho an’ny vokatra mbola tsy voaodina / baoritra 25Kg ho an’ny vovony (fonosina ao anaty fonosana aluminium 1Kg)…

Continue ReadingTamotamo

Jirofo

Endriny : jirofo iray manontolo Fonosany : kitapo gony 30 Kg (Mifanaraka amin’ny fenitra Eropeana: 2006/142 / EC sy 2000/13 / EC) Dingana famokarana : fanangonam-bokatra> fanapahana> fanamainana> famonosana

Continue ReadingJirofo

Veromanitra

Endriny : veromanitra iray manontolo Habeny: 30 ka hatramin’ny 35sm Fonosany : kitapo polypropylene 25Kg (Mifanaraka amin’ny fenitra Eropeana: 2006/142 / EC sy 2000/13 / EC) Dingana famokarana : fanangonam-bokatra>…

Continue ReadingVeromanitra

Kanelina

Endriny : voakiky, tsy voakiky, lavalava, vovoka Fonosany : Kitapo polypropylene 30Kg ho an’ny vokatra mbola tsy voaodina / baoritra 25Kg ho an’ny vovoka (fonosina ao anaty fonosana aluminium 1Kg)…

Continue ReadingKanelina

Letisia

Endriny : ranom-boankazo / ventiny marihitra / ventiny am-bifotsy Fonosany : Barika 200Kg (ranom-boankazo) na vifotsy (ventiny) Dingana famokarana : Ranomboankazo & ventiny marihitra: fanangonam-bokatra> fanasokajiana> fanasana> fanasokajiana> famoasana> fanadiovana>…

Continue ReadingLetisia

Garana

Endriny : ranom-boankazo / ranony marihitra Fonosany : Barika 200Kg (ranom-boankazo) na bôkala (voatetika) Dingana famokarana : Ranomboankazo & ventiny marihitra: fanangonam-bokatra> fanasokajiana> fanasana> fanasokajiana> famoasana> fanadiovana> "pasteurisation"> famonosana

Continue ReadingGarana

Corossol

Endriny : ranom-boankazo / ranony marihitra Fonosany : Barika 200Kg (ranom-boankazo) Dingana famokarana : Ranom-boankazo: fanangonam-bokatra> fanasokajiana> fanasana> fanasokajiana> famoasana> fanadiovana> "pasteurisation"> famonosana

Continue ReadingCorossol

Fandrariana

Fahalalan'ny razambe izay nampitaina tamin’ny taranaka nifandimby teto Madagasikara ny fandrariana. Vitan'ireo vehivavy mpanao asa tanana ao anatin’ny kaoperativa ny manamboatra endrika marobe isan-karazany, miaraka amin’ny akora maro avy amin’ny…

Continue ReadingFandrariana
Read more about the article Kitapo
Kitapo lamba

Kitapo

Fahalalan'ny razambe izay nampitaina tamin’ny taranaka nifandimby teto Madagasikara ny fandrariana. Vitan'ireo vehivavy mpanao asa tanana ao anatin’ny kaoperativa ny manamboatra endrika marobe isan-karazany, miaraka amin’ny akora maro avy amin’ny…

Continue ReadingKitapo

Amboradara

Nanapa-kevitra ireo mpanao asa tanana ao amin’ny kaoperativa Kovapammina fa ankoatry ny fahaizan’izy ireo manamboatra harona dia hanao hetsika isan-karazany ihany koa izy, tamin’ny taona 1992, ka ny fanamboarana amboradara…

Continue ReadingAmboradara