Skip to content

RCCE

Menu
  • PEJY FAMPIDIRANA
  • Ny momba anay
    • Ny tontolonay
    • Etika sy fanekena
  • Ny hetsika ataontsika
  • Vokatra
default-logo
Menu
  • Marika sy mpiara-miasa
  • Mifandraisa aminay
  • Miditra mambra
  • MG
    • FR
    • EN
Menu
  • MG
    • FR
    • EN
default-logo
Menu
  • PEJY FAMPIDIRANA
  • Ny momba anay
    • Ny tontolonay
    • Etika sy fanekena
  • Ny hetsika ataontsika
  • Vokatra
  • Marika sy mpiara-miasa
  • Mifandraisa aminay
  • Miditra mambra
  • Miverina any amin'ny lisitra :
Asa tanana

Kitapo

Fahalalan'ny razambe izay nampitaina tamin’ny taranaka nifandimby teto Madagasikara ny fandrariana. Vitan'ireo vehivavy mpanao asa tanana ao anatin’ny kaoperativa ny manamboatra endrika marobe isan-karazany, miaraka amin’ny akora maro avy amin’ny faritry ny morontsiraka Atsinanana. Singanina manokana ireto manaraka ireto:
- Ny PENJA izay fibra voajanahary nalaina avy tao anaty herana
- Ny RAFIA izay fibre voajanahary nalaina avy tamin’ny hazo rofia "Raphia ruffia"
- Ny SADADIOKY izay rafia voakarakara sy voatenona
- Ny PADDY izay azo avy amin’ny kitapom-bary naodina ary nasiana amboradara sy nolokoina
- Ny GONY izay fibra voajanahary nalaina avy tamin'ny hazo iva kely antsoina hoe "Jute Blanc"
- Ny RAVIN'AKONDRO izay notapahana avy tamin'ny akondro maniry avy hatrany

Ireto ambany ireto misy ohatra vitsivitsy momba ny asa tanana vita, kanefa aza misalasala milaza izay tianao hovidiana, miaraka amin'izay loko sy kisarisary tianao !

Kitapo vita amin’ny penja sy rafia
Kitapo vita amin’ny mololo sy rafia
Kitapo vita amin’ny Via
Kitapo vita amin’ny rafia penja sy gonim-bary voaodina
Kitapo vita amin’ny Penja zozoro
Kitapo vita amin’ny gony
Kitapo vita amin’ny ravin’akondro
Poketra vita amin’ny rafia
Poketra vita amin’ny fibran-java-maniry
Kitapo lamba

Kaoperativa ao anatin’ny dingana fahazoana ny marika maneho ny Varotra ara-dRariny.

Azonao jerena ao anatin’ny katalaogy adika avy eto avokoa, ny antsipiriany sy ny hevitra bebe kokoa!

Vokatra mitovy amin'ireo

Fandrariana

Tohiny

Amboradara

Tohiny
Menu
  • Ny tontolonay
  • Etika sy fanekena
  • Ny hetsika ataontsika
  • Vokatra
Menu
  • Marika sy mpiara-miasa
  • Mifandraisa aminay
  • Miditra mambra
  • Araho ny pejinay

© 2025 – RCCE Madagascar